Teny iditra fitsakatsaka (tsakatsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetra na fomban' izay mitsakatsaka, izany hoe mandeha miditra anaty lobolobo, mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23