Teny iditra fitsamontsamona (tsamontsamona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana [Rajemisa 1985]

2009/02/23