|
|
|
|

Teny iditra1  fitsamontsamona (tsamontsamona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05