Teny iditra fitsamontsamonana (tsamontsamona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana: Mitory tsy fahalalam-pomba ny fitsamontsamonana eo ampihinanana [Rajemisa 1985]

2009/02/23