Teny iditra | 1 fitsangantsanganana |
Fototeny | 2 tsangantsangana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |