Teny iditra fitsaontsaona (tsaontsaona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny vava mitsaontsaona, izany hoe miteniteny tsy misy kitotony, miteniteny teny tsy voahevitra [Rajemisa 1985]

2009/02/23