Teny iditra fitsapahana (tsapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka
¶ Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra
¶ Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23