Teny iditra fitsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na zavatra mitsapaka, izany hoe miditra na milentika ao anaty zavatra iray hafa [Rajemisa 1985]

2009/02/23