|
|
|
|

Teny iditra1  fitsara-mizana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [1.1]
Tovy hevitra  4  lahi-mizana
Singan-teny  5  fitsara, mizana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23