Teny iditra fitsaraingona (tsaraingona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan' olona na manapaka tenin' olona ka miteny raha mbola miteny izy [Rajemisa 1985]

2009/02/23