Teny iditra | fitsaraingona (tsaraingona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan' olona na manapaka tenin' olona ka miteny raha mbola miteny izy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |