Teny iditra fitsaraingonana (tsaraingona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' olona
¶ Fanapahana tenin' olona, fitsatsaingohana
¶ Fitsabahana amin' ny raharahan' olona [Rajemisa 1985]

2009/02/23