|
|
|
|

Teny iditra1  fitsara-mizana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  fitsara, mizana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny
Tovy hevitra  5  lahi-mizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12