Teny iditra fitsararaka (tsararaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny akanga mitsararàka, feon' ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan' ny akanga ve ianao? [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23