Teny iditra fitsatsihana (tsatsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana
¶ Famindroana eo akaikin' ny afo [Rajemisa 1985]

2009/02/23