Teny iditra fitsehontsehonana (tsehontsehona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina ny fitsehontsehonan-dRasoa [Rajemisa 1985]

2009/02/23