Teny iditra fitselahana (tselaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina [Rajemisa 1985]

2009/02/23