Teny iditra fitselaka (tselaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny zavatra mitselaka, izany hoe mirehitra tampoka sy vetivety, mitselatra, manjelanjelatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23