Teny iditra | 1 fitselaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny zavatra mitselaka, izany hoe mirehitra tampoka sy vetivety, mitselatra, manjelanjelatra |
Fototeny | 4 tselaka |
Fivaditsoratra | 5 felatsika, fitselaka, tsafelika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |