Teny iditra fitselarana (tselatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
¶ Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo [Rajemisa 1985]

2009/02/23