Teny iditra fitselatra (tselatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitselatra na manjelanjelatra tampoka sy vetivety: Mahatsiravina ny fitselatry ny varatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23