Teny iditra fitsentsitra (tsentsitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsentsitra (tsentsitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory [Rajemisa 1985]

2009/02/23