Teny iditra fitsetsatsetsa (tsetsatsetsa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na menaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay grésillement [SLP 1986]
Voambolana 

2009/11/06