Teny iditra fitsetsohana (tsetsoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahabasiam-bava, fanaovana teny tsy misy kitotony, fitsaontsaonam-bava, fipentsompentsonam-bava [Rajemisa 1985]

2009/02/23