Teny iditra fitsetsoka (tsetsoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsom-bava, mitsaontsaom-bava [Rajemisa 1985]

2009/02/23