Teny iditra | 1 fitsetsoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tsetsoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsom-bava, mitsaontsaom-bava |
Fivaditsoratra | 5 fikotsetsa, fitsetsoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |