Teny iditra fitsiatsia (tsiatsia)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
¶ Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [Rajemisa 1985]

2009/02/23