Teny iditra fitsidihana (tsidika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
¶ Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona
¶ Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [Rajemisa 1985]

2009/02/23