|
|
|
|

Teny iditra1  fitsidihana
Fototeny  2  tsidika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona
Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11