Teny iditra fitsikanikany (tsikanikany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mitsikanikany, izany hoe mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany [Rajemisa 1985]

2009/02/23