Teny iditra fitsikarakara (tsikarakara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany [Rajemisa 1985]

2009/02/23