Teny iditra fitsikarohana (tsikaroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
¶ Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [Rajemisa 1985]

2009/02/23