Teny iditra | fitsikaroka (tsikaroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsikaroka, izany hoe mihohy amin' ny tongotra aman-tanana, na manetsika ny tongotra sy ny tanana ao anaty rano [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisokatrika, fitsikaroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |