Teny iditra (1/2) | 1 fitsikerana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause |
Fototeny | 5 tsikera |
Teny iditra (2/2) | 6 fitsikerana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.13, 1.5] analyse 10 [1.5] critique |
Fototeny | 11 tsikera |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 aferintsika, arefintsika, efarintsika, fitsikerana, iferantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |