Teny iditra fitsikerana (tsikera (kera))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause [1.3]

Teny iditra fitsikerana (tsikera (kera))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Analyse [1.13, 1.5]
 Critique [1.5]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31