Teny iditra fitsikiakianana (tsikiakia)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin' ny fitsikiakianan' io tovolahy io [Rajemisa 1985]

2009/02/23