Teny iditra fitsikilo (tsikilo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsikilo (tsikilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsikiloina [Rajemisa 1985]

2009/02/23