Teny iditra fitsikoinkoinana (tsikoinkoina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan' ny mpianatra kilasimandry ratsy sakafo [Rajemisa 1985]

2009/02/23