|
|
|
|

Teny iditra1  fitsilailaizana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo
Fototeny  4  tsilailay

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11