Teny iditra | 1 fitsilailaizana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tsilailay |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |