Teny iditra fitsilanesana (tsilany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra [Rajemisa 1985]

2009/02/23