Teny iditra fitsiloliloly (tsiloliloly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsiloliloly, izany hoe misy tsiloliloly na ranon-javatra maditidity [Rajemisa 1985]

2009/02/23