Teny iditra fitsimbadihana (tsimbadika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
¶ Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy
¶ Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsimbadihana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay transposition [SLP 1986]
Voambolana 

2010/05/06