Teny iditra (1/2) | 1 fitsimbadihana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao |
Fototeny | 4 tsimbadika |
Teny iditra (2/2) | 5 fitsimbadihana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] transposition |
Voambolana |
8 Matematika: rafitsary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |