Teny iditra fitsimbina (tsimbina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsimbina, izany hoe mikarakara tsara, miahy, manao izay tsy hahasimba [Rajemisa 1985]

2009/02/23