Teny iditra fitsimoka (tsimoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny zavatra maniry mitsimoka na vaky vazana: Tsara fitsimoka ny voly rehetra namboleko tamin' itỳ taona itỳ [Rajemisa 1985]

2009/02/23