Teny iditra fitsimpohafohazana (tsimpohafoha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray ity ny fitsimpohafohazan' ny nendra [Rajemisa 1985]

2009/02/23