Teny iditra fitsimpona (tsimpona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsimpona, izany hoe maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Atoroy azy ange, ry Ikoto, ny fitsimpona akotry a [Rajemisa 1985]

2009/02/23