Teny iditra fitsimponana (tsimpona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary?
¶ Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita
¶ Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany [Rajemisa 1985]

2009/02/23