|
|
|
|

Teny iditra1  fitsimponana (tsimpona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary? [1.1]
4  Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita [1.1]
5  Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany [1.1]

Fivaditsoratra  6  fitsimponana, mpisafontina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05